Αναζήτηση αυτού του ιστολογίου

Πέμπτη 16 Φεβρουαρίου 2017

Hazo midoroboka (Clip Officiel) Lolo Sy ft. Farah

Merci à Pierrot Men pour nous avoir permis amicalement d'utiliser sa superbe photo

Merci à Sammy Rabenirainy pour le son
Paroles et musique : Angelo RAKOTOMANGA (Lolo)

Raha namorona ity hira ity aho indray andro, dia satria lasa ny saiko nijery ny gitaran'ireo ankizy vavy namako : mba tsara fiafara kosa ity hazo ity :-) Nefa ny hatsaran'ny mozika ve manome alalana hanimbana ny tontolo hiainan'ny faramandimby? Ankehitriny, raha mitodika makany Masoala ny masoko dia vao maika miketrika ato an tsaiko ny fanontaniana hafa marobe...Enga anie ity hira ity mba hampatsiahy antsika, na vetivety fotsiny aza, ny zavatra mampalahelo miseho any...

Je me disais un jour en observant une guitare que certains arbres finissent bien en se transformant en instrument de musique :-) Mais la musique vaut elle le coup de priver les oiseaux de leur habitat? 
Aujourd'hui, les yeux gravement tournés vers Masoala, mon questionnement prend une autre dimension encore plus inquietante...

Δεν υπάρχουν σχόλια: